Teny iditra | 1 ahavelomana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny fameno |
Ohatra |
3 [2.643] nefa nomeko setriny lehibe fa tsy vola ihany no antony ahavelomako. 4 [2.895] fa i Pelasinina izay niraikan'ny lohako, izay ohatry ny namolavola ahy hahazahoako izao kiry mbola ahavelomako izao no hany nahalala ny tapata paky ny tantarako. |
Fototeny | 5 velona |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |