Teny iditra ahavelomana (velona)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Ohatra 
1nefa nomeko setriny lehibe fa tsy vola ihany no antony ahavelomako. [2.643]
2fa i Pelasinina izay niraikan'ny lohako, izay ohatry ny namolavola ahy hahazahoako izao kiry mbola ahavelomako izao no hany nahalala ny tapata paky ny tantarako. [2.895]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ahavelomana, ahavelomako, ahavelomanao, ahavelomany, ahavelomantsika, ahavelomanay, ahavelomanareo, ahaveloman', ahaveloman-, ahavelomam-, ahaveloma-
Ny lasa : nahavelomana, nahavelomako, nahavelomanao, nahavelomany, nahavelomantsika, nahavelomanay, nahavelomanareo, nahaveloman', nahaveloman-, nahavelomam-, nahaveloma-
Ny hoavy : hahavelomana, hahavelomako, hahavelomanao, hahavelomany, hahavelomantsika, hahavelomanay, hahavelomanareo, hahaveloman', hahaveloman-, hahavelomam-, hahaveloma-
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19