Teny iditra | 1 ahazoana |
Fototeny | 2 azo |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#69] |
Ohatra |
6 Izao no tsy nahazoako nandrfitra izany (Voici pourquoi je n'ai pas pu supporter cela) [1.3#69] 7 Talohan' izao, dia noheveriko ho harato no ahazoana ireny trondron-dranomasina izaitratra amidy eny an-tsena ireny [2.471] 8 Ny tsy mba manana toa anay, voatery izy manao, ary izany no tsy ahazoana miretareta, fa tsy maintsy vita ny asa, ary vita haingana [2.472] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny ahazoana io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |