Teny iditra ahelina (helina)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao mandalo, alefa miserana vetivety [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ahelina, aheliko, ahelinao, aheliny, ahelintsika, ahelinay, ahelinareo, ahelin', ahelin-, ahelim-, aheli-
Ny lasa : nahelina, naheliko, nahelinao, naheliny, nahelintsika, nahelinay, nahelinareo, nahelin', nahelin-, nahelim-, naheli-
Ny hoavy : hahelina, haheliko, hahelinao, haheliny, hahelintsika, hahelinay, hahelinareo, hahelin', hahelin-, hahelim-, haheli-
Filaza mandidy : aheleno

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05