Teny iditra | 1 ahena |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Hakelezina: Ahenao itỳ variko itỳ fa be loatra ~ Nahenany ny karamako ka tsy faly aho Atao vitsivitsy kokoa: Ahenao ny isan' ny sigara laninao amin' ny indray andro |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to be lessened, to be diminished. 5 [1.7] to be lessened, to be reduced |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qu'on diminue, qu'on amoindrit, qu'on rétrécie 7 [1.13] ahena ny mivonto: diminuer l'enflure |
Ohatra |
8 [2.270#] Ary, ianareo, olon' i Fandriana, firy ny olona tianareo ahena isa, ny aminareo? |
Voambolana |
9 Fahasalamana |
Fototeny | 10 hena |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 15 ajetsy, ajotso, ampidinina |
Fivaditsoratra | 16 ahena, aneha, ehana, haena, hanea, heana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |