Teny iditra | 1 ahenahena |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Lavina; tanana, tazonina amin-kiry: Ahenahenan-dreniny ao an-trano itỳ zaza itỳ ka izany no tsy maha-salama azy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to be held, to be detained, to be kept, to be refused. |
Fototeny | 5 henahena |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |