Teny iditra | 1 ahenahena |
Fototeny | 2 henahena |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Lavina; tanana, tazonina amin-kiry: Ahenahenan-dreniny ao an-trano itỳ zaza itỳ ka izany no tsy maha-salama azy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to be held, to be detained, to be kept, to be refused. |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |