Teny iditra | aherika (herika) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Avily, ahodivitra (ny maso): Ahereho ny masonao tsy hijery zavatra mety hahatafintohina anao [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | aherika, raiheka, rehiaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |