Teny iditra | ahevitra (hevitra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Entina mihevitra, mandinika: Ny saina no ahevitra, fa tsy ny fo [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Ce qui sert à examiner, qu'on examine [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |