Teny iditra | 1 ahevo |
Fototeny | 2 hevo |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Entina mihevo, manapoipoitra ny tany eny anaty voly tsy ho rendrika: Itỳ hazo kely maranitra itỳ ahevo ny tanimboly [1.1] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 ahevo, vaohe, voahe |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |