Teny iditra ahiahina (ahiahy (ahy))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy To be suspected, to be distrusted, or regarded with suspicion. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Suspect [1.13]
 Qu'on suspecte [1.5]
Ohatra Raha misy trano ahiahina hieren' olona nandika ny Lalàna, na anaovan-javatra raran' ny Lalàna, na misy zavatra nangalarina na very mipetraka ao, dia azon' ny Antily idirana rehefa milaza aloha amy ny tompon-trano izy/ [1.123]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ahiahina, ahiahiko, ahiahinao, ahiahiny, ahiahintsika, ahiahinay, ahiahinareo, ahiahin', ahiahin-, ahiahim-, ahiahi-
Ny lasa : nahiahina, nahiahiko, nahiahinao, nahiahiny, nahiahintsika, nahiahinay, nahiahinareo, nahiahin', nahiahin-, nahiahim-, nahiahi-
Ny hoavy : hahiahina, hahiahiko, hahiahinao, hahiahiny, hahiahintsika, hahiahinay, hahiahinareo, hahiahin', hahiahin-, hahiahim-, hahiahi-
Filaza mandidy : ahiahio

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/08