Teny iditra | 1 ahifika |
Fototeny | 2 hifika |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Esorina, ariana lavitra: Taitra izy nahita ilay sahona nipetaka teo amin' ny sandriny ka nahifiny terỳ Lavina, toherina, atosika: Nahifiko ny tanany nisambotra ahy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be shaken, to be shaken off |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qu'on rejette d'une manière brusque, qu'on repousse |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 11 ahifika, fihaika, fihiaka, fikaiha, hifaika, hifiaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |