|
|
|
|

Teny iditra1  ahihina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.6] [Tanala] en qui on ne peut avoir confiance (pour ahiahiana )
Ohatra  4  [2.587#] ary ny vavanareo ihany no milaza fa misy fahavalo ahihina.
5  [2.346#33] Tahaka ny manonofy tsy matory isika, raha ireo no ahihina hoe hisaraka.
Fototeny  6  ahiahy
Tsipelina hafa  7  ahiahiana

Fivaditsoratra  8  ahahiny, ahiahin, ahihina, hahinay, haihina, hany ahy, hiahian, hiaihan, hianiha, ihahany, ihaihan, nahiahi, nihaiha

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02