Teny iditra | 1 ahitsiary |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.13] fiovana ara-tsaina na arapanahy ao anaty fa tsy tsapa ary tsy tsaroana nefa manova ny toetra amam-pihetsika eo amin'ny olona |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.13] inconscient |
Voambolana |
5 Filôzôfia |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |