Teny iditra | 1 ahitsoka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Alentika tsy ho afa-mivoaka; alatsaka amin' ny toerana tsy ahafahana mivoaka: Nahitsokao ao anatin' ny fahasahiranana aho |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#254] à enfoncer |
Fototeny | 5 hitsoka |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 10 ahatsiko, ahitsako, ahitsoka, ahotsaky, haotsika, hatakosi, hatosika, hatsaiko, hatsiako, hatsikao, hatsokay, hitosaka, hitsakoa, hitsaoka, hitsoaka, hotsaika, tsakoahi |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |