|
|
|
|

Teny iditra1  ahitsoka
Fototeny  2  hitsoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Alentika tsy ho afa-mivoaka; alatsaka amin' ny toerana tsy ahafahana mivoaka: Nahitsokao ao anatin' ny fahasahiranana aho
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#254] à enfoncer
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  ahatsiko, ahitsako, ahitsoka, ahotsaky, haotsika, hatakosi, hatosika, hatsaiko, hatsiako, hatsikao, hatsokay, hitosaka, hitsakoa, hitsaoka, hitsoaka, hotsaika, tsakoahi

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/22