|
|
|
|

Teny iditra1  ahodidina
Fototeny  2  hodidina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Atao manodidina, manapitra ny sisin-javatra iray ivelany rehetra: Nisy hady nahodidina ny tanàna taloha mba tsy hahafahan' ny fahavalo miditra ~ Ahodidino ny valahanao itỳ lamba itỳ
Ohatra  5  [2.117#] Ny iray ahodidina ny vatan-tavoahangy.
6  [2.436#] Amin' ny sikim-balaka dia ahodidina ny valahana ny lamba ka ampifanindriana, sady indray aforitra kely ny sisiny amin' izany no asisika tsara tsy hivaha.
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11  ahodidina, hadidinao, hodidiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21