|
|
|
|

Teny iditra1  ahodina
Fototeny  2  hodina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Atao mihodina, izany hoe tsy mihetsika eo antoerana nefa hita manatrika ny tena ny lafiny rehetra tsirairay avy: Ahodina ny milina
5  Atodika mankany aoriana (ny loha): Nahodiny ny lohany raha vao nahita ahy izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  to be made to revolve, to be revolved [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  qu'on fait tourner, qu'on tourne comme une roue [1.8]
Ohatra  8  Hitan-dRainilaimanga fa tsy ho azo ahodina toy ny taloha ihany Randrianaivo [2.324]
9  lo ilay fanahin' ny Malagasy miantehitra tsy azo ahodina amin' Andriananahary. [2.296]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19