|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  ahofa
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Itadiavana mpanofa na olona hanofa: Trano ahofa
Omena hipetrahan' olona mpanofa: Nahofako ilay tranoko eny Ambohijanahary fa efa tsy mipetraka ao intsony ny zanako
Fototeny  4  hofa
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/3)9  ahofa
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy  11  [1.7] to be waved at someone, (as a hat, a cloth. etc.)
Fanazavàna teny frantsay  12  [1.8] qu'on agite pour faire signe, comme un chapeau, un mouchoir etc
Fototeny  13  hofa
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :

Teny iditra (3/3)18  ahofa
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny malagasy  20  [1.78] [Tanosy] Jono

Fivaditsoratra  21  afaho, ahofa, fahoa, faoha, foaha, haofa, hoafa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21