Teny iditra (1/2) | 1 ahohony |
Sokajin-teny | 2 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana ahohona [Fitanisana] |
Fototeny | 3 hohona |
Teny iditra (2/2) | 4 ahohony |
Sokajin-teny | 5 endritenin' ny hoe ahohona |
Ohatra |
6 [1.437#] Izao no fanohony ny zaza : Asiany rano mafana eo an-tsahafa sy ranon-tsakamalao voatoto, dia ahohony ao ny zazakely vao mena vava, ka mikofonkofona mitsipatsipaka fadiranovana |
Fototeny | 7 hohona |
Fivaditsoratra | 8 ahohony, haohony, hohaino, hohoina, ihohona, nohohai |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19 |
![]() |