|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ahohony
Fototeny  2  hohona
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana ahohona [Fitanisana]

Teny iditra (2/2)4  ahohony
Fototeny  5  hohona
Sokajin-teny  6  endritenin' ny hoe ahohona
Ohatra  7  [1.437#] Izao no fanohony ny zaza : Asiany rano mafana eo an-tsahafa sy ranon-tsakamalao voatoto, dia ahohony ao ny zazakely vao mena vava, ka mikofonkofona mitsipatsipaka fadiranovana

Fivaditsoratra  8  ahohony, haohony, hohaino, hohoina, ihohona, nohohai

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21