Teny iditra ahombo (hombo)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Asiana hombo, zarany: Ahomboy itỳ angady itỳ fa tsy misy hiasana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ahombo, ahomboko, ahombonao, ahombony, ahombontsika, ahombonay, ahombonareo, ahombon', ahombon-, ahombom-
Ny lasa : nahombo, nahomboko, nahombonao, nahombony, nahombontsika, nahombonay, nahombonareo, nahombon', nahombon-, nahombom-
Ny hoavy : hahombo, hahomboko, hahombonao, hahombony, hahombontsika, hahombonay, hahombonareo, hahombon', hahombon-, hahombom-
Filaza mandidy : ahomboy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05