|
|
|
|

Teny iditra1  ahontsano
Sokajin-teny  2  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana ahontsana [Fitanisana]
Ohatra  3  [1.1] ahontsano ny tavoahangy hahitana raha mbola misy loto
4  [1.1] ahontsano ao anaty barika ny rano hanasana azy
Fototeny  5  hontsana
Tovy hevitra  6  ahontsankontsano

Fivaditsoratra  7  ahontsano, ahontsona, hontsanao, notosahan, notsoahan

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/16