Teny iditra ahosina (hosina)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao tonga boribory, na boribory lavalava [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ahosina, ahosiko, ahosinao, ahosiny, ahosintsika, ahosinay, ahosinareo, ahosin', ahosin-, ahosim-, ahosi-
Ny lasa : nahosina, nahosiko, nahosinao, nahosiny, nahosintsika, nahosinay, nahosinareo, nahosin', nahosin-, nahosim-, nahosi-
Ny hoavy : hahosina, hahosiko, hahosinao, hahosiny, hahosintsika, hahosinay, hahosinareo, hahosin', hahosin-, hahosim-, hahosi-
Filaza mandidy : ahosino

Teny iditra ahosina (hosina)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Entina manafotetaka, atavona: Tsy manaiky aho fa nahosiny ny bokiko na arim-bilany
Fotetahana loto, vovoka...: Ahoseno amin' ny vovoka ange iny akanjonao vaovao iny e! [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ahosina, ahosiko, ahosinao, ahosiny, ahosintsika, ahosinay, ahosinareo, ahosin', ahosin-, ahosim-, ahosi-
Ny lasa : nahosina, nahosiko, nahosinao, nahosiny, nahosintsika, nahosinay, nahosinareo, nahosin', nahosin-, nahosim-, nahosi-
Ny hoavy : hahosina, hahosiko, hahosinao, hahosiny, hahosintsika, hahosinay, hahosinareo, hahosin', hahosin-, hahosim-, hahosi-
Filaza mandidy : ahoseno

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31