|
|
|
|

Teny iditra1  ahotsaka (hotsaka)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  Alona, atsoboka, aroboka ao anaty rano [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  à tremper dans, à imbiber dans [1.3]
Ohatra  5  Mihabe vava ny hady an-tanàna ka izay tsy ahotsaky ny oram-pahavaratra, tsy hain' ny fandrotrarana tanana sy hafenina intsony. [2.470]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  ahotsaka, akatsaho, sahotaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21