Teny iditra | 1 aidino |
Sokajin-teny | 2 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana aidina [Fitanisana] |
Ohatra |
3 [1.1] aidino kely ilay latabatra ao ambony rihana 4 [1.1] aidino moramora ao an-tsinibe ny rano |
Fototeny | 5 idina |
Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny aidino io |
Fivaditsoratra | 7 aidino, anidio, aodiny, iodian, iodina, niodia, odiany |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |