Teny iditra | 1 ailika |
Fototeny | 2 ilika |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Atosika ho eny an-tsisintsisin-toerana: Aza ailika fotsiny any ambany farafara ny fako fa raofy mihitsy (tsiny, raharaha) Omena ny hafa, atolaka any amin' ny hafa, nefa tokony ho an' ny tena: Nailiny tamiko indray ny raharaha efa nekeny hatao ~ Nailiny tamin' ny rahalahiny ny hadisoana, nefa izy no tsy nitandrina. |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2, 1.7] to be pushed farther off |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] à pousser à côté ou vers, qu’on réunit sur un point, qu'on rejette sur, dont on se débarrasse sur 7 [1.8] qu'on repousse à une certaine distance |
Ohatra |
8 Aza ailikao eo akaikin' ny varavarana ny vovoka, fa ario lavitra (Ne poussez pas, ne réunissez pas la poussière près de la porte, mais jetez-la loin) [1.3] 9 Izy no namaky ny siny ka ailiny amiko (Il a cassé la cruche et il rejette la faute sur moi) [1.3] 10 Anjara raharahanao izany ka aza ailika amiko (C'est votre part de travail et ne cherchez pas à vous en débarrasser sur moi) [1.3] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 15 ailikilika |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny ailika io |
Fivaditsoratra | 19 ailika, alikai, ikalia, ilaika, laikai, laikia |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |