|
|
|
|

Teny iditra1  aitatra
Fototeny  2  itatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] atao izay hahalehibe azy, halehibeazina: Naitatra ny tokotanin' ny sekoly fa nitombo ny mpianatra
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] à agrandir, à étendre, à développer
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  aitatra, ataitra, itatara

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21