Teny iditra aivoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny dingana voalohany amin' ny fitotoam-bary, na ny fitotoana indray mandeha voalohany ny vary, alohan' ny tsaitsainy [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2012/12/28