|
|
|
|

Teny iditra1  aiza ho aiza
Singan-teny  2  aiza, ho
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-manontany izay tokotokony ho toerana misy zavatra iray raha avy eo amin' ny toerana iray efa fantatra: Aiza ho aizan' ny Lapan' ny tanàna no misy anareo
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] whereabouts (is it)?
6  [1.7] aiza ho aiza kokoa? : which is nearest? how does this compare?
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] aiza ho aiza kokoa? : lequel est plus proche? comment voyez-vous cela?

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07