Teny iditra aizina (izina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy Darkness [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Obscurité [1.3, 1.8]
 Ténèbres: Izay mandeha amin'ny aizina dia manahaka ny jamba (celui qui marche dans les ténèbres ressemblent aux aveugles) [1.3]
Ohatra tsy nisy hitany teo anoloan'ny masony afa-tsy ny hahatongavan'ny aizina [2.324]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05