Teny iditra | aizina (izina) | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Darkness [1.7] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Obscurité [1.3, 1.8] | ||||||||||||
Ténèbres: Izay mandeha amin'ny aizina dia manahaka ny jamba (celui qui marche dans les ténèbres ressemblent aux aveugles) [1.3] | |||||||||||||
Ohatra | tsy nisy hitany teo anoloan'ny masony afa-tsy ny hahatongavan'ny aizina
[2.324] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny aizina io | ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05 |