Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
ajajirika
(
jajirika
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
Asaina mijajirika, mijoro mitsangana tsy mihetsika:
Najajiriny teo amin' ny orana teo ny mpianatra
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
ajajirika
, ajajiriko, ajajirikao, ajajiriny, ajajiritsika, ajajirikay, ajajirikareo, ajajirik', ajajiri-
Ny lasa :
najajirika, najajiriko, najajirikao, najajiriny, najajiritsika, najajirikay, najajirikareo, najajirik', najajiri-
Ny hoavy :
hajajirika, hajajiriko, hajajirikao, hajajiriny, hajajiritsika, hajajirikay, hajajirikareo, hajajirik', hajajiri-
Filaza mandidy :
ajajiriho
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05