Teny iditra | 1 ajananaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Avala hivoaka tsy an-kiato (rano, ra), afantsitsitra: Najananakan' i Bozy ny ran' ilay akoho novonoiny ka nahasosotra |
Fototeny | 4 jananaka |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 9 ajananaika |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |