Teny iditra (1/2) | 1 ajanony |
Fototeny | 2 janona |
Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana ajanona [Fitanisana] |
Ohatra |
4 ajanony tsy hianatra intsony ity zanakao ity fa efa lehibe nefa tsy manan-tsaina [1.1] 5 ajanony any raha toy izany foana, / ajanony any fa mandany fotoana, / Vao may mati-kambo, sy mampidingin-drambo, / ajanony any samy miala! [AmbondronA] |
Teny iditra (2/2) | 6 ajanony |
Fototeny | 7 janona |
Sokajin-teny | 8 matoantenin' ny iharana ajanona sy mpisolo |
Fivaditsoratra | 9 ajanony, anjanoi, anjanoy, anjoani, Anjoany, anjonia, aonjany, aonjina, ianjona, ijanona |
Nohavaozina tamin' ny 2021/02/20 |