Teny iditra | 1 ajofo |
Fototeny | 2 jofo |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Aingaina, asamboaravoara, aely: Najofon' ny rivotra ny vovoka ka ditsoka daholo izahay rehetra |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 ajofo, jaofo, jofoa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |