Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
1
ajono
Fototeny
2
jo
no
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Atao jono, entina manangoly:
Vola ve no ajononao ahy? Nofy izay ho azonao amin' izany!
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
ajono
, ajonoko, ajononao, ajonony, ajonontsika, ajononay, ajononareo, ajonon', ajonon-, ajonom-
6
Ny lasa :
najono, najonoko, najononao, najonony, najonontsika, najononay, najononareo, najonon', najonon-, najonom-
7
Ny hoavy :
hajono, hajonoko, hajononao, hajonony, hajonontsika, hajononay, hajononareo, hajonon', hajonon-, hajonom-
8
Filaza mandidy :
ajonoy
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12