Teny iditra | 1 ajoro |
Fototeny | 2 joro |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Atao mijoro, atsatoka: Ajoroy etsy an-joron-trano etsy ny tehinao Aorina, atsangana: Najoro omaly ny fikambananay 5 [1.13] atsangana ny fitaovam-pandrefesana hifanitsy amin'ny teboka iray |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.13] mettre debout; mettre en station |
Ohatra |
7 Ho fanatanterahana izany dia tsy maintsy : ajoro ny seha-panabeazana mifandray sy mahomby, hatrany amin' ny fanabeazana fototra ka hatrany amin' ny fampianarana ambony; [4.27#] |
Voambolana |
8 Haitoetany: soridrefitany |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 13 ajoro, joroa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |