Teny iditra akademia
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fikambanan' olona manampahaizana, mpanoratra, mpanao fikarohana momba ny antokom-pahalalana samihafa [1.1]
Ohatra Tamin' io fotoana io no nilazany tamin'ny namako fa emitovitovy fanoratra, hoy izy, Ravelô sy Pierre Benoît (mpanoratra mpikambana ao amin' ny Akademia frantsay i Pierre Benoît. [2.356]
Kamban-teny 
Ny fihaviany Frantsay: académie.

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/29