Teny iditra akalo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanoto [1.78, 1.1]
Fanazavàna teny anglisy A pestle, generally a long wooden pole which is used to husk rice in the mortar. (Prov.) [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Pilon. [1.19]
Haiendriteny 
Tsotra : akalo, akaloko, akalonao, akalony, akalontsika, akalonay, akalonareo, akalon', akalon-, akalom-
Kamban-teny 

Teny iditra akalo
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Amidy [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31