Teny iditra | 1 akaloha |
Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fitenenana nanambarana ny teny roa hoe aoka aloha, fanaon' ny ankizy indrindra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a children's word, same as aoka aloha. Wait a little. |
Singan-teny | 5 aoka, aloha |
Tsipelina hafa | 6 angaloha |
Fivaditsoratra | 7 ahalako, akaloha, haaloka, halakao, halaoka, haloaka, haolaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |