Teny iditra | 1 akanga reraka |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] vehivavy nalaza fahiny tamin' ny hatsaran-tarehy fa tsy misy mpijery intsony nony antitra |
Singan-teny | 4 akanga, reraka |
Mpanahaka | 5 akangasasatra |
Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny akanga reraka io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |