Teny iditra akapa (kapa)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Entina mikapa, mamira, manapaka: Itỳ no famaky nakapako io hazo be io [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : akapa, akapako, akapanao, akapany, akapantsika, akapanay, akapanareo, akapan', akapan-, akapam-
Ny lasa : nakapa, nakapako, nakapanao, nakapany, nakapantsika, nakapanay, nakapanareo, nakapan', nakapan-, nakapam-
Ny hoavy : hakapa, hakapako, hakapanao, hakapany, hakapantsika, hakapanay, hakapanareo, hakapan', hakapan-, hakapam-
Filaza mandidy : akapao
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31