|
|
|
|

Teny iditra1  akaretoka
Fototeny  2  karetoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Atao mikaretoka (ilazana ny nifim-biby izay mandramatra ny haza azony): Akaretoky ny biby matetika ny nifiny rahefa mihinana
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  akaretoka, aketrakao, katakareo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/22