Teny iditra | 1 akasia |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Hazo lehibe ampiasaina hampijanona fivoahan-dra (Acacia dealbata) [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 Nom malgache des acacias à tanin introduits d'Australie et largement passés à l'état subspontané : Acacia dealbata Link et Acacia decurrens Willd. (Fabaceae). Ils ne sont plus utilisés que comme bois à brûler. [Merina]
[1.196] |
Voambolana |
5 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
Anarana ara-tsiansa |
|
Lahatsoratra |
7 Randzavola: akasia ao amin' ny Baiboly |
Fivaditsoratra | 8 akasia, asaika, asiaka, sakaia |
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14 |