Teny iditra | 1 akasika |
Fototeny | 2 kasika |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Entina mikasika, manendry: Ny loharantsany fotsiny nonakasiny an' ilay marary dia sitrana ilay io Atao mikasika: Akasiho eo ange ny tananao raha tsy mangorintsina |
Ohatra |
5 hay izany toaka izany raha akasika vava sisan-tsakay, tsy fanome na rafilahy aza! [2.4#] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 10 akasika, akisaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |