|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  akasy (kasy)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  Enti-milaza izay ampiasaina hijejojejoana [1.1]
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)8  akasy
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10  Hafetsena [1.78]

Fivaditsoratra  11  akasy, kasay, sakay

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19