Teny iditra akatona (katona)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Arindrina: Akatony ny varavarana fa misy rivotra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be closed, as a door [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on ferme, (comme une porte) [1.8]
Ohatra Misy hidiny ny vatatsangana, fa ny varavarana, very fanalahidy, hono, ka dia akatona fotsiny. [2.4]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : akatona, akatoko, akatonao, akatony, akatontsika, akatonay, akatonareo, akaton', akaton-, akatom-, akato-
Ny lasa : nakatona, nakatoko, nakatonao, nakatony, nakatontsika, nakatonay, nakatonareo, nakaton', nakaton-, nakatom-, nakato-
Ny hoavy : hakatona, hakatoko, hakatonao, hakatony, hakatontsika, hakatonay, hakatonareo, hakaton', hakaton-, hakatom-, hakato-
Filaza mandidy : akatony
Sary 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19