Teny iditra | 1 akatroka |
Fototeny | 2 katroka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Entina mikatroka, mipoka amin' ny..., mandona: Ny tandrony no nakatrok' ilay omby ny vato ka tapaka Asaina mikatroka, miady, midona; adona, apoka: Nakatroky ny mpampianatra izy roa lahy tia adiady ka fay tsy te hiady intsony ~ Nahoana no nakatrokao tamin' ny rindrina ny lohan' ny zandriko? |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 akatrako, akatraok, akatroka, akotràka, karatoka, katraoka, korataka, takaroka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |