Teny iditra | 1 akatsaka |
Fototeny | 2 katsaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Asaina mikatsaka, mitady, ilazana olona ampitadiavana zavatra: Ikoto no nakatsaky ny zokinay io boky io fa tsy nahita izy |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |